Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mandainga

Mandainga

Ahoana no fiheveran’i Jehovah ny olona tsy mitana ny teniny?

Ro 1:31, 32

Jereo koa ny Sl 15:4; Mt 5:37

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ek 9:27, 28, 34, 35​—Nanaiky handefa ny Israelita i Farao, nefa avy eo tsy nitana ny teniny

    • Ezk 17:11-15, 19, 20​—Nofaizin’i Jehovah i Zedekia Mpanjaka satria nivadika tamin’ny fifanekena nataony tamin’ny mpanjakan’i Babylona

    • As 5:1-10​—Nandainga i Ananiasy sy Safira rehefa nilaza hoe nomeny ho an’ny fiangonana daholo ny vola vidin’ny taniny

Ahoana no fiheveran’i Jehovah an’izay manendrikendrika?

Sl 15:1-3; Oh 6:16-19; 16:28; Kl 3:9

Jereo koa ny Oh 11:13; 1Ti 3:11

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 2Sa 16:1-4; 19:24-30​—Nendrikendrehin’i Ziba mpanompony i Mefiboseta

    • Ap 12:9, 10​—Miampanga foana ny mpanompon’Andriamanitra ny Devoly, na Mpanendrikendrika