Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Matotra

Matotra

Nahoana ny Kristianina tsirairay no tokony hiezaka mba ho matotra?

Nahoana no manampy antsika ho lasa Kristianina matotra ny mahafantatra an’izay ampianarin’ny Baiboly?

Afaka ny ho lasa Kristianina matotra ve ny tanora?

Jb 32:9; 1Ti 4:12

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Da 1:6-20​—Na dia mbola tanora aza i Daniela sy ny namany telo lahy, dia tena matotra sady tsy nivadika tamin’i Jehovah

    • As 16:1-5​—Nanankinana andraikitra lehibe teo anivon’ny fiangonana i Timoty, tamin’izy 20 taona teo ho eo

Inona ny vokatry ny fiarahana amin’ny Kristianina matotra eo anivon’ny fiangonana?

Ahoana no ahitana hoe Kristianina matotra isika?

Nahoana ny lehilahy kristianina matotra no tokony ho vonona hiantsoroka andraikitra fanampiny eo anivon’ny fiangonana?

Inona ihany no afaka manampy antsika ho lasa matotra sy hahay hitory sy hampianatra?

Lk 21:14, 15; 1Ko 2:6, 10-13

Jereo koa ny Lk 11:13

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Mt 10:19, 20​—Nanome toky ny mpianany i Jesosy hoe hanampy azy ireo hahafantatra an’izay tokony holazaina ny fanahy masina, rehefa eny amin’ny fitsarana ry zareo