Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampijaliana

Fampijaliana

Inona no mety ho tsapantsika rehefa misy olona mampijaly antsika?

Sl 69:20; Oh 18:14; Mpto 4:1-3; Ml 2:13-16; Kl 3:21

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 2Sa 10:1-5​—Nahatsiaro ho afa-baraka tanteraka ny miaramilan’i Davida Mpanjaka sasany na dia tsy nampijalijalina aza, dia tsara fanahy be tamin-dry zareo i Davida

    • 2Sa 13:6-19​—Nigogogogo nitomany i Tamara sady nandrovitra ny akanjony, rehefa avy nanolana sy nampietry ary nandroaka azy i Amnona

Ahoana no ahafantarantsika hoe hitan’i Jehovah tsara ny manjo ny olona iray misy mampijaly, ary inona no hataon’i Jehovah?

Jb 34:21, 22; Sl 37:8, 9; Is 29:15, 19-21; Ro 12:17-21

Jereo koa ny Sl 63:6, 7

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 1Sa 25:3, 14-17, 21, 32-38​—Ratsy fanahy be tamin’i Davida Mpanjaka i Nabala, ka saika maty daholo ny olona tao an-tranony noho izany nataony izany. Nofaizin’i Jehovah i Nabala tatỳ aoriana ka maty

    • Je 20:1-6, 9, 11-13​—Kivy i Jeremia tamin’ny voalohany rehefa nikapoka sy nanagadra azy tamin’ny gadra hazo i Pasora mpisorona. Nampahery sy namonjy an’i Jeremia anefa i Jehovah