Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fiadanana; Fihavanana

Fiadanana; Fihavanana

Ahoana no ahafantarantsika hoe zava-dehibe amin’i Jehovah ny hoe tia fihavanana?

Ahoana no atao raha te hilamin-tsaina kokoa sy hihavana tsara amin’ny hafa?

Sl 119:165; Is 48:17, 18; Ro 12:17-21; Fi 4:6-9

Jereo koa ny Jn 16:33; Ef 6:14, 15; Kl 3:15

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ge 32:9-21; 33:1-4​—Nanao izay azony natao i Jakoba mba hihavanana indray tamin’i Esao rahalahiny

    • Mt 5:23-26​—Nohazavain’i Jesosy hoe nahoana no zava-dehibe ny mihavana, ary inona ny soa ho azontsika amin’izany