Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sary Vetaveta

Sary Vetaveta

Jb 31:1; Sl 101:2, 3; Mt 5:27-30; Kl 3:5

Jereo koa ny 1Ko 6:18; Ef 4:17-19

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ge 6:1, 2; Jd 6​—Naniry mafy hanao firaisana tamin’ny vehivavy nojerijereny ny anjely sasany ka nanota, ary lasa simba ny fifandraisany tamin’i Jehovah

    • 2Sa 11:2-4​—Lasa nijangajanga sy namono olona i Davida Mpanjaka noho izy tsy nitsahatra nijery vehivavy iray nandro