Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sahisahy Ratsy

Sahisahy Ratsy

Oh 11:2; 13:10

Jereo koa ny Oh 21:24

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 2Sa 6:6, 7​—Sahisahy ratsy i Oza dia nitazona ny Vata masin’i Jehovah. Novonoin’i Jehovah izy satria tsy nankatò sy tsy nanaja azy

    • 2Ta 26:16-21​—Nofaizin’i Jehovah i Ozia Mpanjaka satria sahisahy ratsy dia nanaonao foana