Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fireharehana

Fireharehana

Mihevi-tena ho ambony; manambony tena

Sl 138:6; Oh 16:5, 18; Jk 4:6, 16

Jereo koa ny Oh 21:4

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Es 5:9-14; 7:9, 10​—Nihevi-tena ho ambony i Hamana dia tezitra rehefa tsy nety niankohoka teo anatrehany i Mordekay. Tsy niova mihitsy anefa izy dia novonoina tatỳ aoriana

    • Ezk 28:11-15, 17, 19​—Nanambony tena ny mpanjakan’i Tyro satria nanan-karena sy natanjaka, ka ringana tatỳ aoriana

Mirehareha

Sl 94:4; 1Ko 13:4; Jk 3:5, 14

Jereo koa ny Oh 21:24; Je 9:23, 24

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Mpts 7:1-7​—Nasain’i Jehovah nahenan’i Gideona Mpitsara ho 300 lahy ny miaramilany, amin’izay ho hita mazava hoe avy amin’i Jehovah ny fandresena

    • 2Mp 18:28-35​—Hita tamin’ny tenin’ilay iraka nalefan’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria fa nirehareha izy hoe tsy hahavita hamonjy an’i Jerosalema eo am-pelatanany i Jehovah