Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mahay Mandanjalanja

Mahay Mandanjalanja

Nahoana ny Kristianina no tokony hahay handanjalanja?

Fi 4:5; Tit 3:2; Jk 3:17

Jereo koa ny 1Ti 3:2, 3

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ge 18:23-33​—Nanam-paharetana i Jehovah dia namela an’i Abrahama hanontanintany be azy momba ny handringanana an’i Sodoma sy Gomora

    • Ge 19:16-22, 30​—Nahay nandanjalanja i Jehovah ka nanaiky ny fangatahan’i Lota hoe handositra any Zoara fa tsy any an-tendrombohitra

    • Mt 15:21-28​—Nahay nandanjalanja i Jesosy ka nanaiky ny fangatahan’ny vehivavy fenisianina iray, satria nampiseho finoana miavaka ilay vehivavy