Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fialam-boly

Fialam-boly

Tsy tokony hiala sasatra sy hiala voly mihitsy ve ny Kristianina?

Mpto 2:24; 3:12, 13; 4:6

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Mr 6:31, 32​—Be atao be i Jesosy, nefa niteny tamin’ny mpianany izy mba hitady toerana hahafahan-dry zareo hiala sasatra

Inona avy ny torolalana afaka manampy antsika mba tsy ho variana be amin’ny fialam-boly, ka lasa tsy manam-potoana firy hanaovana zavatra ara-panahy?

Nahoana isika no tokony hanalavitra fialam-boly manasongadina fitondran-tena maloto?

Nahoana isika no tokony hanalavitra fialam-boly manasongadina hoe tsy ratsy ny hoe mora masiaka na tia mifaninana?

Nahoana isika no tokony hanalavitra fialam-boly manasongadina herisetra?

Ahoana no ahafantaran’ny Kristianina hoe hoatran’ny ahoana ny vazivazy tsy mety?

Nahoana isika no tokony hanaja ny feon’ny fieritreretan’ny olon-kafa rehefa hifidy fialam-boly?