Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fifehezan-tena

Fifehezan-tena

Ahoana no ampisehoan’i Jehovah hoe mifehy tena izy?

Rahoviana isika no mila mifehy tena?

Oh 16:32; 25:28; 1Ko 9:25, 27

Jereo koa ny 2Ti 2:23-25; Tit 1:7, 8

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 2Sa 16:5-14​—Nifehy tena i Davida Mpanjaka tamin’i Simey nanozona sy tsy nanaja azy

    • 1Pe 2:21-23​—Nilaza ny apostoly Petera fa tena nahafehy tena i Jesosy rehefa nisy nanambanimbany sy nampijaly azy

Inona no hanampy antsika hifehy tena kokoa?

Lk 11:9-13; Ga 5:22, 23; Ef 4:23, 24; Kl 4:2

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Lk 11:5-8​—Nasongadin’i Jesosy hoe tena ilaina ny maneho fikirizana rehefa mangataka fanampiana