Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mangalatra

Mangalatra

Ek 20:15; Ef 4:28; 1Pe 4:15

Jereo koa ny Je 2:26; Mt 19:17, 18

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ezk 33:14-16​—Mampanantena i Jehovah hoe hamela ny helok’izay nanao ratsy, anisan’izany ny mpangalatra izay mibebaka ary miova

    • Jn 12:4-6​—Sady mpangalatra i Jodasy Iskariota no lasa mpamadika