Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ady

Ady

Nahoana no ampoizintsika hoe hisy ady be dia be amin’izao andro izao?

Mt 24:3, 4, 7, 8

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Da 11:40​—Nilaza i Daniela mpaminany hoe hisy fanjakana matanjaka anankiroa hifanosika, izany hoe hifaninana, foana mandritra ny andro farany

    • Ap 6:1-4​—Nahita soavaly mena hoatran’ny afo tao amin’ny fahitana ny apostoly Jaona. Ilazana ady io soavaly io, ary avela “hanala ny fandriampahalemana eto an-tany” ilay mitaingina azy

Hataon’i Jehovah ahoana ny ady?

Nahoana isika no tsy mandray anjara amin’ny ady?

Inona ny ady ataon’i Jehovah sy Jesosy?

Inona ihany ny ady ataon’ny tena Kristianina?

Ahoana no ataon’ny Kristianina mba tsy hisy toe-tsaina ratsy mahatonga ady eo anivon’ny fiangonana, ohatra hoe mila ady na tia mamaly faty?