Afaka ny ho sambatra mandrakizay ve isika? HANDEFA Afaka ny ho sambatra mandrakizay ve isika? Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary Ahoana no havalinao? Eny Tsia Angamba INONA NO LAZAIN’NY BAIBOLY? “Ny olo-marina no handova ny tany, ka honina eo mandrakizay.”—SALAMO 37:29. INONA NO VOKATR’IZANY EO AMINAO? Ho sambatra sy hiadana ianao sy ny fianakavianao ary ny namanao.—JEREMIA 29:11. Tsy vetivety fotsiny ianao no hankafy ny fiainana, fa mandrakizay mihitsy.—SALAMO 22:26. TENA AZO INOANA VE IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY? Eny! Miresaka porofo manamarina an’izany ny lesona telo ato amin’ity bokikely ity. Ireto ny lohateniny: Afaka Manampy Anao ny Baiboly Manome Fanantenana ny Baiboly Azonao Itokisana ve ny Baiboly? Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Afaka ny ho sambatra mandrakizay ve isika? Afaka ny ho sambatra mandrakizay ve isika? Tenin’ny Tanana Malagasy Afaka ny ho sambatra mandrakizay ve isika? https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102021808/univ/art/1102021808_univ_sqr_xl.jpg lffi