Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Iza Ireo Mpanjaka Valo?

Iza Ireo Mpanjaka Valo?

Iza Ireo Mpanjaka Valo?

Miresaka momba ny mpanjaka valo, izany hoe fanjakana valo, ny bokin’i Daniela sy ny Apokalypsy. Hazavaina ao koa hoe iza no handimby an’iza. Hahazo tsara an’ireo faminaniana ireo isika, raha mahatakatra an’ilay faminaniana voalohany ao amin’ny Baiboly.

Nozarazarain’i Satana ho fanjakana maro ny taranany, ary nampiasa an’ireo foana izy hatramin’izay. (Lioka 4:5, 6) Ny sasantsasany amin’ireny fanjakana ireny ihany anefa no nanohitra mivantana ny vahoakan’i Jehovah, izany hoe nanohitra ny firenen’Israely fahiny sy nanohitra an’ireo voahosotr’Andriamanitra. Izany no nahatonga an’i Daniela sy Jaona tsy hiresaka afa-tsy mpanjaka valo, izany hoe fanjakana lehibe valo.

[Tabilao/Sary, pejy 12, 13]

(Jereo ny gazety)

FAMINANIANA AO FAMINANIANA AO

AMIN’NY DANIELA AMIN’NY APOKALYPSY

1. Ejipta

2. Asyria

3. Babylona

4. Media sy

Persa

5. Gresy

6. Roma

7. Grande-Bretagne

sy Etazonia *

8. Fikambanam-pirenena

sy Firenena Mikambana *

VAHOAKAN’ANDRIAMANITRA

2000 Aorian’i Kristy

Abrahama

1500

Firenen’Israely

1000

Daniela 500

Talohan’i Kristy/

Aorian’i Kristy

Jaona

Israelin’Andriamanitra 500

1000

1500

2000 Talohan’i

Kristy

[Fanamarihana ambany pejy]

^ feh. 13 Samy eo ny mpanjaka fahafito sy fahavalo amin’ny fotoanan’ny farany. Jereo ny pejy 19.

^ feh. 14 Samy eo ny mpanjaka fahafito sy fahavalo amin’ny fotoanan’ny farany. Jereo ny pejy 19.

[Sary]

Sarivongana ngezabe (Dan. 2:31-45)

Biby efatra avy any an-dranomasina (Dan. 7:3-8, 17, 25)

Ny ondrilahy sy ny osilahy (Dan. toko faha-8)

Bibidia manana loha fito (Apok. 13:1-10, 16-18)

Ampirisihin’ilay bibidia manana tandroka roa ny olona, mba hanao ny sarin’ilay bibidia manana loha fito (Apok. 13:11-15)

[Sary nahazoan-dalana]

Sary nahazoan-dalana: Ejipta sy Roma: Photograph taken by courtesy of the British Museum; Media sy Persa: Musée du Louvre, Paris