Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao

Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao

MISY MIERITRERITRA HOE...

Tsy miraharaha antsika Andriamanitra, ambony loatra, masina be, ary lavitra antsika.

INONA NO LAZAIN’NY BAIBOLY?

“Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo izy.”—Jakoba 4:8.

“Apetraho aminy daholo izay rehetra mampanahy anareo, satria miahy anareo izy.”—1 Petera 5:7.

INONA NO AZONAO ATAO?