Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

12-18 Martsa

MATIO 22-23

12-18 Martsa
  • Hira 30 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ankatoavy Ireo Didy Roa Lehibe Indrindra”: (10 min.)

    • Mt 22:36-38: Inona no tokony hataontsika raha tiantsika ny hankatò an’ilay didy lehibe indrindra sady voalohany ao amin’ny Lalàna? (“fo”, “saina” fanazavana Mt 22:37, nwtsty)

    • Mt 22:39: Inona no didy faharoa lehibe indrindra ao amin’ny Lalàna? (“Ny faharoa”, “namanao” fanazavana Mt 22:39, nwtsty)

    • Mt 22:40: Mifototra amin’ny fitiavana ny Soratra Hebreo manontolo (“ny Lalàna ... ny Mpaminany”, “fototry” fanazavana Mt 22:40, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 22:21: Hazavao ilay hoe “izay an’i Kaisara” sy ilay hoe “izay an’Andriamanitra.” (“amin’i Kaisara izay an’i Kaisara”, “amin’Andriamanitra izay an’Andriamanitra” fanazavana Mt 22:21, nwtsty)

    • Mt 23:24: Inona no tian’i Jesosy holazaina eo? (“tantavaninareo ny moka amin’ny zava-pisotronareo, nefa atelinareo ny rameva” fanazavana Mt 23:24, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 22:1-22

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 199 § 8-9: Ampirisiho ilay mpianatra hanasa ny olom-pantany hanatrika Fahatsiarovana.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 96

  • Ahoana no Itiavana An’Andriamanitra sy ny Namana?(15 min.) Fiaraha-midinika. Zava-dehibe ny maka sary an-tsaina ny tantara ao amin’ny Baiboly. Mba hampisehoana izany, dia alefaso ilay tantara ara-baiboly henoina hoe Jehovah Ihany no Tena Andriamanitra—Ampahany, ary asaivo manaraka ao amin’ny 1 Mpanjaka 18:17-46 ny mpanatrika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 12

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 52 sy Vavaka