4-10 Septambra

ESTERA 1-2

4-10 Septambra
  • Hira 137 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Estera”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Es 2:5: Inona no porofo hoe marina ny zavatra resahin’ny Baiboly momba an’i Mordekay? (w22.11 31 § 3-6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Es 1:13-19 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 106

  • Ny Hevitry ny Tanora toa Anao: Bika Aman’endrika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Nahoana no sarotra ny mahay mandanjalanja fa tsy mifantoka be loatra amin’ny bika aman’endrika?

    Ahoana no anampian’ilay torolalana ao amin’ny 1 Petera 3:​3, 4 antsika mba hahay handanjalanja?

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Septambra ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 56 sy fanamarihana 6, 7

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 101 sy Vavaka