HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Estera
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Estera.]
Tena tsara tarehy i Estera (Es 2:7)
Tsy niova ny toetran’i Estera na dia noderaina sy nodokadokafana aza izy (Es 2:9, 15; w17.01 25 § 11; ia 130 § 15)
SAINTSAINO IZAO: ‘Mihevitra ny tenako ho ambony ve aho sa manetry tena, raha jerena ny zavatra lazaiko sy ataoko?’—w17.01 25 § 12.