HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Tsy Nanararaotra Fahefana Izy
Nahazo toerana ambony i Mordekay (Es 9:4; it “Mordekay”: “Nanafaka an’ireo Jiosy” § 4)
Nanomboka fankalazana iray hatao isan-taona i Mordekay mba hanomezam-boninahitra an’i Jehovah (Es 9:20-22, 26-28; it “Porima”: “Zava-kendreny”)
Nitady izay hahasoa ny vahoakan’Andriamanitra izy (Es 10:3)
Miezaka mafy manahaka an’i Mordekay ireo manana andraikitra eo anivon’ny fandaminan’i Jehovah.—cl 101-102 § 12-13.