Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miaro Antsika Ilay hoe Tia sy Tsy Mivadika i Jehovah

Miaro Antsika Ilay hoe Tia sy Tsy Mivadika i Jehovah

Tian’i Satana hino ny olona hoe i Jehovah no mahatonga ny zava-dratsy hitranga (Jb 8:4)

Tian’i Satana hieritreritra isika hoe tsy raharahian’i Jehovah isika na mivadika aminy na tsia (Jb 9:​20-22; w15 1/7 12 § 3)

Ny fitiavana sy ny tsy fivadihan’i Jehovah no manampy antsika tsy hivadika sy tsy ho voafitaky ny laingan’i Satana (Jb 10:12; Sl 32:​7, 10; w21.11 6 § 14)

ANDRAMO IZAO: Hanana hery hiatrehana ny fitsapana mahazo anao ianao, raha misaintsaina ny fomba ampisehoan’i Jehovah ny fitiavany sy tsy fivadihany aminao. Soraty izany ary jereo matetika.