Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Efa Tena Akaiky ve ny Farany?

Efa Tena Akaiky ve ny Farany?

Mbola tsy tonga foana ny fara andro na dia efa betsaka aza no nilaza hoe ho avy izany. Tsy ho tonga mihitsy ve izany ny farany?

INONA NO LAZAIN’NY BAIBOLY?

  • Inona no hitranga amin’izany?

  • Rahoviana izany no hitranga?

  • Tsy maintsy ho faty ve ianao?

  • Hanao ahoana ny fiainana aorian’ny farany?

Hahaliana sy hampahery anao ny valiny omen’ny Baiboly, ary izany no resahin’ity gazety ity.

Ho faly ny Vavolombelon’i Jehovah hanampy anao hahafantatra ny fikasan’Andriamanitra.