Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2021

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2021

Aseho eto ny gazety misy an’ireo lahatsoratra

NY TILIKAMBO FIAMBENANA GAZETY FIANARANA

BAIBOLY

  • Soratra efa taloha be manaporofo hoe marina ny Baiboly, Jan.

FANONTANIAN’NY MPAMAKY

  • Inona no dikan’ilay tenin’i Paoly hoe: “Noho izaho nanaraka ny lalàna no nahafaty ahy raha ny amin’ny lalàna”? (Gal. 2:19), Jona

  • Nahoana i Jesosy no nilaza an’ireo tenin’i Davida ao amin’ny Salamo 22:1, taloha kelin’ny hahafatesany? Apr.

  • Nahoana no ilaina ny mitandrina rehefa mampiasa programa fandefasana hafatra? Mar.

  • Ny dikan’ilay didy hoe “aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao” (Lev. 19:16), Des.

  • Tokony hampiasa tranonkala natao hitadiavana olon-tiana ve ny Vavolombelona? Jolay

FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA

  • Mahafinaritra ve ny Miara-miasa Aminao? Des.

  • Tianao Haverina Amin’ny Laoniny ve ny Fifandraisanao Amin’i Jehovah? Okt.

LAHATSORATRA FIANARANA

  • Afaka Manome Tanana Amin’ny Asa Fanaovana Mpianatra ve Ianao? Jolay

  • Ahoana no Hahazoanao Hery avy Amin’ny Soratra Masina? Mar.

  • Ahoana no Hanampiana ny Mpianatra Baiboly mba ho Vita Batisa? Jona

  • Ahoana no Hiarovan’i Jehovah Anao? Mar.

  • Andao Hifarimbona Hanampy ny Mpianatra Baiboly mba ho Vita Batisa! Mar.

  • “Andramo” dia ho Hitanao fa Tsara i Jehovah! Aog.

  • Ankamamio ny Toeranao ao Amin’ny Fianakavian’i Jehovah, Aog.

  • Ankasitraho Foana ny Vidim-panavotana, Apr.

  • “Aoka ho Masina Ianareo”, Des.

  • ‘Araho Akaiky ny Diany’, Apr.

  • Aza Avela Hiova Mihitsy ny Fitiavanao ny Mpiara-manompo! Nov.

  • Aza Kivy fa Mitoria Foana! Mey

  • Aza Manafintohina An’ireny “Madinika” Ireny, Jona

  • Aza Mifaninana fa Miezaha Hihavana, Jolay

  • Aza Milavo Lefona! Okt.

  • Hanome Hery Anao i Jehovah! Mey

  • Hatanjaka Tsara ve ny Finoanao? Nov.

  • “Henoy” Foana Izy! Des.

  • Henoy ny Feon’ilay Mpiandry Tena Tsara, Des.

  • Ho An’ny Mpivady Vao: Ampiasao ho An’i Jehovah ny Fiainanareo, Nov.

  • “Hohozongozoniko ny Firenena Rehetra”, Sept.

  • Ho Tafintohina ve Ianao ka Tsy Hanara-dia An’i Jesosy? Mey

  • “I Kristy no Lohan’ny Lehilahy Rehetra”, Feb.

  • Inona no Atao hoe Tena Mibebaka? Okt.

  • Inona no Azo Ianarana avy Amin’ilay “Mpianatra Tian’i Jesosy”? Jan.

  • Inona no Hanampy Anao ho Faly Foana na dia Miatrika ny Mafy Aza? Feb.

  • Ireo Teny Farany Nolazain’i Jesosy, Apr.

  • Mampianatra Antsika Hifandray Tsara Amin’ny Olon-kafa ny Bokin’ny Levitikosy, Des.

  • “Manankarena Famindram-po” Ilay Andriamanitsika, Okt.

  • Mandresy ny Fankahalana ny Fitiavana, Mar.

  • Miareta Foana Hoatran’i Jehovah, Jolay

  • Midera An’Andriamanitra sy Kristy ny Vahoaka Be, Jan.

  • Miezaha ho Tia Kokoa An’i Jehovah sy ny Mpiara-manompo, Sept.

  • Miezaha ho Tony Foana ary Matokia An’i Jehovah, Jan.

  • Miezaha ho Resy Lahatra Kokoa hoe Misy ny Mpamorona, Aog.

  • Mifalia Amin’izay Efa Ataonao ho An’i Jehovah Amin’izao! Aog.

  • Mifalia Amin’izay Fandrosoana Vitanao! Jolay

  • Mifikira Amin’ny Fahamarinana! Okt.

  • Miraiki-po Aminao i Jehovah! Apr.

  • Miraiki-po Amin’ny Mpiara-manompo ve Ianao? Jan.

  • Misy Olona Tianao Niala Tamin’i Jehovah Ve? Sept.

  • Ny Fahefana Napetrak’i Jehovah ao Amin’ny Fiangonana, Feb.

  • “Ny Lehilahy no Lohan’ny Vehivavy”, Feb.

  • Ry Rahalahy Tanora, Inona no Hanampy Anareo ho Mendri-pitokisana? Mar.

  • Sarobidy Ireo Be Taona Tsy Mivadika, Sept.

  • Sarobidy ny Tanjaky ny Tanora, Sept.

  • Tsy Irery Mihitsy Ianao Satria eo Foana i Jehovah! Jona

  • Tsy Miovaova ny Fitiavan’i Jehovah Anao! Nov.

  • Tsy Misy Mahatafintohina ny Olo-marina, Mey

  • Tsy Voatery ho Voafandrik’i Satana Ianao! Jona

  • Vonona Hiandry An’i Jehovah ve Ianao? Aog.

LAHATSORATRA SAMIHAFA

  • Inona no nanjo ny tanànan’i Ninive? Nov.

  • Nanamboatra sambo tamin’ny papyrus ny olona taloha, Mey

  • Ny hetra tamin’ny andron’i Jesosy, Jona

  • Tsiky Iray Fotsiny no Nahatonga An’izany! Feb.

TANTARAM-PIAINANA

  • Faly Nanompo An’i Jehovah Aho! (J. Kikot), Jolay

  • Lasa Nisy Dikany Ihany ny Fiainako! (M. Witholt), Nov.

  • “Lasa Tiako Be ny Fanompoana!” (V. Vicini), Apr.

  • Nataon’i Jehovah ‘Nandeha Tsara ny Fiainako’ (S. Hardy), Feb.

  • “Niana-javatra Betsaka avy Tamin’ny Olon-kafa Aho” (L. Breine), Mey

  • Nitadidy An’i Jehovah Foana Aho Rehefa Nanapa-kevitra (D. Yazbek), Jona

  • Tsy mba Nanda An’i Jehovah Mihitsy Izahay! (K. Logan), Jan.

VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

  • 1921: Zato Taona Lasa Izay, Okt.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA HO AN’NY BESINIMARO

  • Ahoana no Hanananao Hoavy Sambatra? No. 3

  • Kely Sisa dia ho Tsara Be ny Fiainana, No. 2

  • Tena Ilaina ve ny Mivavaka? No. 1

MIFOHAZA!

  • Manampy sa Manandevo Anao ny Teknolojia? No. 2

  • Tokony Hino ve Ianao hoe Misy ny Mpamorona? Diniho ny Zava-misy, No. 3

  • Torohevitra Manampy eo Amin’ny Fiainana, No. 1