Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

ZAVA-NISONGADINA TAMIN’NY TAON-DASA

Mandroso Be ny Asa any Warwick

Mandroso Be ny Asa any Warwick

MARESAKA be ao amin’ilay toerana anaovana fanorenana any Warwick, any Etazonia, sady be dia be ny asa. Io ilay toerana vaovao hisy ny foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany. Rahalahy sy anabavy an-jatony no mitondra ny anjara birikiny. Nahafoy zavatra maro izy ireo nefa betsaka no nilaza hoe: “Tsy atakalonay na inona na inona mihitsy ny miasa eto.” Fa inona tokoa no mitranga any?