Hijery ny anatiny

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Art sy Zanna Capers: Avotra Ihany ny Tokantranonay Noho ny Fanampian’Andriamanitra

Art sy Zanna Capers: Avotra Ihany ny Tokantranonay Noho ny Fanampian’Andriamanitra

Efa nisaraka izy mivady fa nitady torohevitra tao amin’ny Baiboly, dia nianatra namaha ny olana nandrava ny tokantranony. Nifamerina izy roa tatỳ aoriana ary lasa sambatra am-panambadiana indray.