Ataovy Namanao i Jehovah (Video Fampahafantarana): Mba Valian’i Jehovah ve ny Vavaka Ataoko?
Nahoana ny vavaka no nanampy an’i Sofia hiatrika ny olana tany am-pianarana?
Mety ho Tianao Koa
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH
Mba Valian’i Jehovah ve ny Vavaka Ataoko?
Afaka mivavaka amin’i Jehovah ianao dia mangataka fanampiana aminy fa hohenoiny.
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)
Mamaly Vavaka ve i Jehovah?
Indraindray tena tsy ampoizina mihitsy ny fomba amalian’i Jehovah vavaka.
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)
Sary: Mba Valian’i Jehovah ve ny Vavaka Ataoko?
Alaivo dia ataovy pirinty ity sary ity dia ampirimo any amin’izay efa voangonao.
VIDEO
Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah
Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah.
FAMPIANARAN’NY BAIBOLY
Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy
Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.