Hijery ny anatiny

Lesona 44: Aza Mora Kivy fa Mitoria Foana

Lesona 44: Aza Mora Kivy fa Mitoria Foana

Mbola nitory ny vaovao tsara foana i Jesosy, na dia nisy olona tsy nihaino azy aza. Vitanao koa izany!

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Aza Mora Kivy fa Mitoria Foana

Tsy kivy hoatran’i Jesosy i Sofia sy Kaleba fa nitory foana, dia afaka ny hoatr’izany koa ianao.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.