Sary: Tena Tian’i Jehovah Ianao!
Mampahatsiahy anao ity sary ity hoe tena tian’i Jehovah ianao sady tsy foiny, raha tia azy dia miezaka tsy hanao ny fanaon’ny ankizy.
Mety ho Tianao Koa
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH
Tena Tian’i Jehovah Ianao!
Nianaran’i Zo hoe ho tia be azy i Jehovah raha manao hoatran’ny nataon’i Jesosy izy.
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)
Tena Tian’i Jehovah Ianao!
Nianaran’i Zo hoe tena tian’i Jehovah izy sady tsy foiny raha miezaka manao hoatran’i Jesosy. Ary ianao?
ANDIAN-DAHATSORATRA
Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao
Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.
FAMPIANARAN’NY BAIBOLY
Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy
Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.