Hijery ny anatiny

Nomenao Anay Ilay Zanaka Malalanao

Nomenao Anay Ilay Zanaka Malalanao

Inona ny zavatra lehibe indrindra nataon’i Jehovah mba hampisehoany hoe tiany isika?

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.