Hijery ny anatiny

Ry Sombin’ny Aiko

Ry Sombin’ny Aiko

Tena tia ankizy i Jehovah. Tahiny ry zareo ka omeny zavatra tsara be dia be amin’izao, ary mbola betsaka kokoa aza amin’ny hoavy.

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH: HIRA

Ry Sombin’ny Aiko

Fanomezana avy amin’i Jehovah ny ankizy. Mihirà hira momba ny paradisa ho an’azy.

ANDIAN-DAHATSORATRA

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao

Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.