Hijery ny anatiny

Ilay Zandrikelinay Iray

Ilay Zandrikelinay Iray

Manaova tsara fanahy amin’ny zandrinao. Inona no azonao atao amin’izany?

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny Romanina 12:10.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Afaka manao zavatra be hanampiana ny zandriny vavy na ny zandriny lahy ny ankizy. Jereo ilay video hoe Ilay Zandrikelinay Iray, dia ampio ny zanakao hahita hoe inona avy no azony atao mba hampisehoana hoe tsara fanahy amin’ny zandriny izy. Hetezo ireo ohatra ireo, dia iaraho midinika ny fanontaniana eo amin’ny pejy 1. Ampifanandrifio amin’ilay eo amin’ny pejy 2 ny ohatra tsirairay avy eo, dia apetaho eo.

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.