Hijery ny anatiny

Tsy Maintsy Mankatò An’Andriamanitra ve Isika Nefa Izy Tsy Hitantsika?

Tsy Maintsy Mankatò An’Andriamanitra ve Isika Nefa Izy Tsy Hitantsika?

Rehefa mahita ny zavatra tiantsika indrindra nomen’i Jehovah isika, dia lasa mahatadidy hoe mahita antsika izy ary mahaliana azy ny zavatra ataontsika.

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny 1 Jaona 3:22.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Rehefa mahita ny zavatra tsara tarehy nomen’i Jehovah antsika isika, dia lasa mahatadidy hoe hitany isika ary mahaliana azy ny zavatra ataontsika. Jereo ilay video, dia iaraho midinika ireo fanontaniana ireo. Vakio koa ilay andinin-teny eo amin’ny pejy 1. Ampio ny zanakao avy eo hameno ny pejy 2, momba ny hoe inona ny zavatra tiany indrindra.

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.