Hijery ny anatiny

Jehovah, dia Izaho sy Neny

Jehovah, dia Izaho sy Neny

Jereo ato ny nataon’ilay ankizilahy kely mba hampisehoana hoe tena tia be an’ny mamany izy.

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny 2 Timoty 1:5.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Miasa mafy ny renim-pianakaviana mba hikarakarana ny zanany sy hampianarana an-dry zareo ho tia an’i Jehovah. Jereo ilay video hoe Jehovah, dia Izaho sy Neny, dia iaraho midinika ireo fanontaniana eo amin’ny pejy 1. Asaivo ataon’ny zanakao sary avy eo hoe ahoana no hampisehoany hoe tena tia sy te hisaotra an’i Neny izy noho ny zavatra rehetra nataony ho an-dry zareo.

Mety ho Tianao Koa

ANDIAN-DAHATSORATRA

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao

Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.