Hijery ny anatiny

Nanokan-tena ho An’i Jehovah

Nanokan-tena ho An’i Jehovah

Afaka ny ho sambatra ianao rehefa manokan-tena ho an’i Jehovah. Nahoana?

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny Matio 16:24.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Rehefa avy mijery an’ilay video hoe Nanokan-tena ho An’i Jehovah ianareo, dia ampio izy hanisy tsipika mampifandray ny sary tsirairay amin’izay fanazavana mifandray aminy. Resadresaho miaraka aminy hoe inona no mahatonga ny olona iray hanokan-tena sy hatao batisa, dia ataovy izay hahatonga azy ho tia an’izany hoe manokan-tena ho an’i Jehovah izany.

Mety ho Tianao Koa

ANDIAN-DAHATSORATRA

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao

Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.