Hijery ny anatiny

Fivoriana Fanao Isan-taona 2013

Fivoriana Fanao Isan-taona 2013

Fandaharana miavaka ny fivoriana faha-129 nataon’ny Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Olona 1 400 000 tany amin’ny tany maro no nanaraka azy io tamin’ny alalan’ny video. Jereo ny zava-nisongadina tamin’io fotoan-dehibe io.