Hijery ny anatiny

INONA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?

Inona no Fikasan’Andriamanitra Momba ny Tany? (Fizarana 2)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 3, ity tari-dalana fianarana ity.

Fantaro hoe iza marina no mpitondra an’izao tontolo izao sady tompon’andraikitra amin’ny zava-dratsy rehetra mitranga. Ataovy pirinty ilay PDF ary valio ny fanontaniana ao.