Hijery ny anatiny

INONA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?

Inona no Fikasan’Andriamanitra Momba ny Tany? (Fizarana 3)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 3, ity tari-dalana fianarana ity.

Hampiasa ny Fanjakany Andriamanitra mba hanatanterahana ny fikasany sy hanafoanana ny olana rehetra eto an-tany. Ataovy pirinty ilay PDF ary valio ny fanontaniana ao.