Hijery ny anatiny

Ahoana no Anampian’i Jehovah Anao ho Sahy Hitory?

Ahoana no Anampian’i Jehovah Anao ho Sahy Hitory?

Inona no azonao atao raha te ho sahy hitory ianao?

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Sary: Hanampy Anao ho Sahy Hitory i Jehovah

Alaivo dia ataovy pirinty ity sary ity, amin’izay tadidinao foana hoe hanampy anao ho sahy hitory i Jehovah.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.