Hijery ny anatiny

INONA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?

Iza i Jesosy Kristy? (Fizarana 3)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 4, ity tari-dalana fianarana ity.

Diniho ny toetra sasany nasehon’i Jesosy tamin’izy tetỳ an-tany sy ny zavatra azontsika ianarana avy amin’izany momba an’i Jehovah. Ataovy pirinty ilay PDF ary valio ny fanontaniana ao.