Hijery ny anatiny

INONA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?

Mbola ho Hitantsika ve Ireo Havantsika Efa Maty? (Fizarana 1)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 7, ity tari-dalana fianarana ity.

Ara-dalàna ve raha malahelo isika rehefa misy havantsika maty? Inona no hataon’Andriamanitra mba hampisinda ny alahelontsika? Ataovy pirinty ilay PDF ary valio ny fanontaniana ao.