Hijery ny anatiny

INONA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?

Mbola ho Hitantsika ve Ireo Havantsika Efa Maty? (Fizarana 2)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 7, ity tari-dalana fianarana ity.

Diniho ireo porofo marim-pototra izay hanampy anao hino hoe tena hitsangana ny maty. Ataovy pirinty ilay PDF ary valio ireo fanontaniana ao.