Hijery ny anatiny

Manaja ny Tranon’i Jehovah ve Ianao?

Manaja ny Tranon’i Jehovah ve Ianao?

Nahoana ianao no tokony ho hendry tsara any amin’ny Efitrano Fanjakana?

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.