Hijery ny anatiny

INONA MARINA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?(TARI-DALANA)

Ny Anjely Tsara sy ny Anjely Ratsy (Fizarana 2)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 10, ity tari-dalana fianarana ity.

Nahoana isika no tsy avelan’i Jehovah hanao zavatra misy ifandraisany amin’ny demonia? Inona no hanampy antsika hiaro tena amin’izy ireny ka tsy ho voafitaka?