Hijery ny anatiny

Lesona 25: Miezaha Hinamana Amin’ny Olona Tia An’i Jehovah

Lesona 25: Miezaha Hinamana Amin’ny Olona Tia An’i Jehovah

Azonao atao namana daholo izay olona tia an’i Jehovah, na firy taona izy na firy taona. Iza avy ny namanao?

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Miezaha Hinamana Amin’ny Olona Tia An’i Jehovah

Nahoana no tsara ny minamana amin’ny be taona?

VIDEO

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah

Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.