Hijery ny anatiny

INONA MARINA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY? (TARI-DALANA)

Manatòna An’Andriamanitra Amin’ny Alalan’ny Vavaka (Fizarana 1)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 17, ity tari-dalana ity.

Jereo hoe inona no tokony hataontsika mba ho azontsika antoka hoe henoin’Andriamanitra ny vavaka ataontsika.