INONA MARINA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?
Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra (Fizarana 2)
Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 19, ity tari-dalana fianarana ity.
Rehefa fantatrao ny marina momba an’Andriamanitra, inona no hanampy anao ho akaiky kokoa azy? Inona no azonao atao mba ho tia azy foana?