Hijery ny anatiny

Ny Lalan’ny Fitiavana

Ny Lalan’ny Fitiavana

Jereo ato fa nasehon’i Jesosy antsika hoe ahoana izany hoe tia havana sy tia olona izany.

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.