Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mahagaga ny Nanaovan’i Jehovah Ahy

Mahagaga ny Nanaovan’i Jehovah Ahy

Haka:

  1. 1. Mahagaga an’ahy ’zao hitako izao,

    Be dia be ny zavatra haiko atao:

    Mihazakazaka aho, mandihy dia milalao.

    Jehovah no nanao an’ahy hoatr’izao.

    (FIVERENANA)

    Tena hafakely ny nanaovany an’ahy,

    Ny nanaovany an’ahy, mahafinaritra ahy.

    ’Zay rehetra ataony dia tsara tarehy,

    ’Zay rehetra amboariny ange, tsara be!

    (TETEZANA)

    Mihaino aho aloha, mihira koa,

    Ny tanako nataony anankiroa.

    Nomeny fo, dia mahay mitia,

    Mahazo namana tsara erỳ!

    (FIVERENANA)

    Tena hafakely ny nanaovany an’ahy,

    Ny nanaovany an’ahy, mahafinaritra ahy.

    ’Zay rehetra ataony dia tsara tarehy,

    ’Zay rehetra amboariny ange, tsara be!