Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Eken’Andriamanitra ve ny Fivavahana Rehetra?

Eken’Andriamanitra ve ny Fivavahana Rehetra?

Be dia be ny fampianarana tsy mampitovy hevitra ny olona. Mitombina àry ve ilay hoe samy mampianatra ny marina ny fivavahana rehetra? Ahoana no hahafantarana raha eken’Andriamanitra ny fivavahana arahinao?