Hijery ny anatiny

Mahatalanjona ny Asan’Andriamanitra

Mahatalanjona ny Asan’Andriamanitra

Anisan’ny zavatra mahatalanjona nataon’i Jehovah ny biby. Afaka manonona sasany amin’ireny ve ianao?

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.