Hijery ny anatiny

16 JANOARY 2014
ARMENIA

Nafahan’i Armenia Ireo Tsy Mety Manao Miaramila

Nafahan’i Armenia Ireo Tsy Mety Manao Miaramila

Ho hitanao ato amin’ity video ity ilay raharaha ara-pitsarana nanan-tantara, izay nahatonga ny fanafahana an’ireo Vavolombelon’i Jehovah mbola nigadra tany Armenia. Tsy nety nanao miaramila izy ireo noho ny feon’ny fieritreretany. Nafahana daholo izy ireo tamin’ny 12 Novambra 2013.